Bokin'i Joba 37:17
Hianao izay mahatsiaro ny fitafianao ho mafana, raha migaingaina ny andro azon’ ny rivotra avy any atsimo,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
How thy garments are warm, when he quieteth the earth by the south wind?
In Context
Cross References
Job 6:17Fa raha taninin’ ny hainandro izy, dia levona; raha maina ny andro, dia ritra eo amin’ ny fitoerany izy;
Psalms 147:18Mamoaka ny teniny Izy ka mampiempo ireny; Mampifofofofo ny rivony Izy, dia mandriaka ny rano.