Bokin'i Joba 37:19
Mba ampianaro anay ary izay holazainay aminy; Fa tsy hitanay izay halahatray noho ny aizina,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Teach us what we shall say unto him; for we cannot order our speech by reason of darkness.
In Context
20Holazaina aminy va, raha miteny aho? Moa misy olona maniry ho levona tokoa va?
Cross References
Job 12:3Kanefa izaho mba manan-tsaina tahaka anareo ihany koa; Tsy latsaka noho ianareo aho; Fa iza moa no tsy nahalala izay zavatra toy izany?
Job 13:6Masìna ianareo, henoy ny anatro, ary tandremo izay alahatry ny molotro.
Job 28:20Dia avy aiza ary ny fahendrena? Ary aiza no fitoeran’ ny fahalalana?
Job 40:4Indro, tsinontsinona, aho ka inona no azoko avaly Anao? Hitampim-bava aho izao.
Psalms 73:16Dia nieritreritra ta-hahalala izany zavatra izany aho, kanjo sarotra teo imasoko izany.
Psalms 139:6Fahalalana mahagaga ahy loatra izany, Eny, avo loatra ka tsy tratro.