Bokin'i Joba 37:7
Mampiohona ny tanan’ ny olona rehetra Izy, mba samy hahalala izany ny olona rehetra izay nataony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He sealeth up the hand of every man; that all men may know his work.
In Context
8Ary miditra ao am-piereny koa ny bibidia ka mamitsaka ao an-davany.
Cross References
Job 9:7Mandidy ny masoandro Izy, ka tsy miposaka iny, ary manisy tombo-kase manafina ny kintana;
Job 36:24Tsarovy ny hankalaza ny asany, Izay efa nataon’ ny olona an-kira.
Psalms 64:9Apotrany izy ka voasingotra ny lelany ihany; mandositra izay rehetra mahita azy.
Psalms 109:27Ary aoka ho fantany fa tananao izany; Hianao, Jehovah ô, no nanao izany.
Ecclesiastes 8:17dia hitako avokoa ny asan’ Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain’ ny olona ny asa atao atỳ ambanin’ ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona, tsy ho hitany; eny, na ny hendry aza no manao hahafantatra izany, dia tsy ho azony fantarina akory.
Isaiah 26:11Jehovah ô, avo ny tananao, nefa tsy jeren’ ireo; Tsy maintsy hojereny ihany anefa ny fahasaro-piaronao amin’ ny olonao, ka ho menatra izy; Eny, afo no handevona ny fahavalonao.