The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 38 › Bokin'i Joba 38:1

Bokin'i Joba 38:1

Ary teo anatin’ ny tafio-drivotra Jehovah dia namaly an’ i Joba ka nanao hoe:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then the LORD answered Job out of the whirlwind, and said,

In Context

2Iza moa izato manao izay hahamaizina ny fisainana amin’ ny teny tsy misy fahalalana?

Read all of Bokin'i Joba 38

Cross References

Exodus 19:16Ary nony tamin’ ny marain’ ny andro fahatelo dia nisy kotrokorana sy helatra ary rahona matevina teo amin’ ny tendrombohitra, ary nisy feon’ anjomara mafy indrindra, dia toran-kovitra ny olona rehetra izay teo an-toby.

Deuteronomy 5:22Koa ankehitriny, nahoana no ho faty izahay? fa handevona anay io afo lehibe io; raha mbola mandre ny feon’ i Jehovah Andriamanitsika indray izahay, dia ho faty.

2 Kings 2:1Ary nony efa hampakarin’ i Jehovah ho any an-danitra amin’ ny tafio-drivotra Elia, dia niara-nandeha avy tany Gilgala izy sy Elisa.

Job 11:5Enga anie ka hiteny Andriamanitra ka hiloa-bava hamaly anao!

Job 37:9Avy any atsimo ny tadio, ary entin’ ny rivotra avy any avaratra ny hatsiaka.

Job 40:1Ary Jehovah mbola namaly an’ i Joba nanao hoe:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 38:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'i Joba 38Bokin'i Joba 38:2 →