Bokin'i Joba 38:12
Hatrizay niainanao moa mba efa nandidy ny maraina va ianao? Efa notoroanao ny fitoerany va ny fipoak’ andro,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hast thou commanded the morning since thy days; and caused the dayspring to know his place;
In Context
13Mba horaisiny ny sisin’ ny tany. Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy?
Cross References
Job 8:9(Fa vao omaly isika ka tsy mba mahalala, fa aloka ihany ny androntsika etỳ ambonin’ ny tany);
Job 24:16Misy manamy trano nony maizina; Nefa nony antoandro dia miery izy; Tsy mahalala ny mazava izy;
Job 38:21Eny, fantatrao mantsy izany, satria efa teraka ianao tamin’ izay, ary maro ny isan’ ny andronao!
Psalms 136:7Izay nanao ireo fanazavana lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Luke 1:78Noho ny halehiben’ ny famindram-pon’ Andriamanitsika, izay hiposahan’ ny mazava avy any amin’ ny avo ho antsika.