The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 38 › Bokin'i Joba 38:13

Bokin'i Joba 38:13

Mba horaisiny ny sisin’ ny tany. Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

That it might take hold of the ends of the earth, that the wicked might be shaken out of it?

In Context

12Hatrizay niainanao moa mba efa nandidy ny maraina va ianao? Efa notoroanao ny fitoerany va ny fipoak’ andro,

14Ary hiova tahaka ny tanimanga tombohin-kase ny endriny, ka hiseho tahaka ny lamba misoratra ny tarehiny,

Read all of Bokin'i Joba 38

Cross References

Exodus 14:27Dia nahinjitr’ i Mosesy teo ambonin’ ny ranomasina ny tànany, ka nikatona ho tahaka ny teo ny ranomasina, rehefa nadiva ho maraina ny andro; ary ny Egyptiana nandositra, kanjo nitsena ny rano ihany izy, dia narian’ i Jehovah teo afovoan’ ny ranomasina ny Egyptiana.

Job 24:17Fa ny aizim-pito no marainan’ ireo rehetra ireo; Satria efa mahazatra azy ny fampahatahoran’ ny aizim-pito izy.

Psalms 19:4Tsy misy teny na fiteny anefa; tsy re izay feony.

Psalms 104:21Ny liona tanora mierona maniry toha Ka mitady ny haniny avy amin’ Andriamanitra.

Psalms 139:9Na dia maka ny elatry ny maraina aza aho, Mba hitoetra any am-paran’ ny ranomasina,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 38:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 38:12Bokin'i Joba 38Bokin'i Joba 38:14 →