Bokin'i Joba 38:14
Ary hiova tahaka ny tanimanga tombohin-kase ny endriny, ka hiseho tahaka ny lamba misoratra ny tarehiny,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It is turned as clay to the seal; and they stand as a garment.
In Context
13Mba horaisiny ny sisin’ ny tany. Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy?
15Ary hosakanana ny fahazavan’ ny ratsy fanahy, ka ho tapaka ny sandry naingaina.
Cross References
Psalms 104:6Ny rano lalina no nasaronao azy tahaka ny lamba; Nandifotra ny tendrombohitra aza ireny.