Bokin'i Joba 38:2
Iza moa izato manao izay hahamaizina ny fisainana amin’ ny teny tsy misy fahalalana?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Who is this that darkeneth counsel by words without knowledge?
In Context
1Ary teo anatin’ ny tafio-drivotra Jehovah dia namaly an’ i Joba ka nanao hoe:
3Misikìna ary tahaka ny lehilahy; Fa hanadina anao Aho, ka valio:
Cross References
Job 12:3Kanefa izaho mba manan-tsaina tahaka anareo ihany koa; Tsy latsaka noho ianareo aho; Fa iza moa no tsy nahalala izay zavatra toy izany?
Job 24:25Raha tsy izany, dia aoka hisy hamaky lainga ahy ka hampiseho ny teniko ho tsinontsinona.
Job 27:11Hampianatra anareo ny amin’ ny tànan’ Andriamanitra aho, ary tsy hisorona anareo aho ny amin’ ny hevitry ny Tsitoha.
Job 35:16Mba miloa-bava foana anefa Joba ary manao teny maro tsy amim-pahalalana.
1 Timothy 1:7dia olona izay te-ho mpampiana-dalàna, kanefa tsy fantany akory izay lazainy na izay itompoany.