Bokin'i Joba 38:22
Moa efa niditra tany amin’ ny firaketana ny oram-panala va ianao? Ary efa hitanao va ny firaketana ny havandra,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hast thou entered into the treasures of the snow? or hast thou seen the treasures of the hail,
In Context
21Eny, fantatrao mantsy izany, satria efa teraka ianao tamin’ izay, ary maro ny isan’ ny andronao!
23Izay voatahiriko ho amin’ ny andro fahoriana, dia ny andro misy ady sy tafika?
Cross References
Job 6:16Izay mainty azon’ ny ranomandry Sady iafenan’ ny oram-panala;
Psalms 33:7Mampiavosa ny rano ao an-dranomasina ho toy ny antontan-javatra Izy; mitahiry ny rano lalina ao an-trano fitehirizana Izy.
Psalms 147:16Mandatsaka oram-panala tahaka ny landihazo Izy; Mampiely fanala tahaka ny lavenona Izy.