Bokin'i Joba 38:3
Misikìna ary tahaka ny lehilahy; Fa hanadina anao Aho, ka valio:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Gird up now thy loins like a man; for I will demand of thee, and answer thou me.
In Context
2Iza moa izato manao izay hahamaizina ny fisainana amin’ ny teny tsy misy fahalalana?
4Taiza ary ianao, fony Aho nanorina ny tany? Ambarao, raha hainao.
Cross References
1 Kings 18:46Ary ny tànan’ i Jehovah dia tao amin’ i Elia, dia nisikina izy ka nihazakazaka teo alohan i Ahaba mandra-pahatongany tany Jezirela.
Job 13:22Dia miantsoa, fa izaho hamaly; Na aoka hiteny aho, ka valio aho.
Job 23:3Enga anie ka ho fantatro izay hahitako Azy ka ho tonga any amin’ ny fitoerany aza!
Job 40:2Hiady amin’ ny Tsitoha va io mpanadidy Azy io? Aoka ny mananatra an’ Andriamanitra no hamaly!
Job 42:4Mifona aminao aho, mihainoa, fa hiteny aho; Hanontany Anao aho, ka ampahafantaro.
1 Peter 1:13Koa amin’ izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ ny hisehoan’ i Jesosy Kristy;