Bokin'i Joba 38:39
Mahay mihaza toha ho an’ ny liom-bavy va ianao, sy mahafaka ny fahalianan’ ny liona tanora,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wilt thou hunt the prey for the lion? or fill the appetite of the young lions,
In Context
38Hitambaran’ ny vovoka ho dilatra sy hivonganany ho bainga?
40Raha mamitsaka ao amin’ ny fitoerany izy ary manotrika ao amin’ ny kirihitrala?
Cross References
Psalms 34:10Matahora an’ i Jehovah, ianareo olony masìna; fa tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.
Psalms 145:15Ny mason’ izao rehetra izao miandrandra Anao, Ary Hianao manome azy ny haniny amin’ ny fotoany.