Bokin'i Joba 38:5
Iza ary no nandidy izay ho refiny, raha fantatrao? Ary iza no nanenjana ny famolaina teo aminy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Who hath laid the measures thereof, if thou knowest? or who hath stretched the line upon it?
In Context
4Taiza ary ianao, fony Aho nanorina ny tany? Ambarao, raha hainao.
6Teo amin’ inona no nanorenana ny vodi-andriny, ary iza no nametraka ny vato fehizorony,
Cross References
Job 11:9Lava noho ny tany ny ohany ary lehibe noho ny ranomasina.
Psalms 19:4Tsy misy teny na fiteny anefa; tsy re izay feony.
Proverbs 8:27Raha namorona ny lanitra Izy, dia tany aho, Raha namaritra ny hababakaka tambonin’ ny lalina Izy,
Isaiah 34:11Fa ho zara-tanin’ ny sama sy ny sokina izy, ny vorondolo lehibe sy ny goaika dia hitoetra ao; Ary hohenjaniny eo aminy ny famolaina fikorontanana sy ny pilao fahafoanana.
Isaiah 40:22Izy no mipetraka amin’ ny habakabaka ambonin’ ny tany, ary ny mponina etỳ dia tahaka ny valala; Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana;
2 Corinthians 10:16ka hitory ny filazantsara amin’ ny tany any ankoatranareo, ary tsy hirehareha amin’ izay efa vonona rahateo ao anatin’ ny voafaritra ho an’ ny sasany.