Bokin'i Joba 38:8
Ary iza no nanao varavarana misakana ny ranomasina, raha nibosesika nivoaka avy tany am-bohoka izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Or who shut up the sea with doors, when it brake forth, as if it had issued out of the womb?
In Context
7Raha niara-nihira ny kintan’ ny maraina, ary nihoby avokoa ireo zanak’ Andriamanitra?
9Raha nanao ny rahona ho fitafiany Aho ary ny aizim-pito ho fonony,
Cross References
Job 38:10Ary nandidy ny ho fetrany sady nanisy hidy sy varavarana
Psalms 104:8Nisondrotra ny tendrombohitra, nietry ny lohasaha ho any amin’ izay namboarinao hitoerany.
Proverbs 8:29Raha nanisy faritra ho an’ ny ranomasina Izy, Mba tsy hahazoan’ ny rano mihoatra ny fetrany, Ary nandidy ny amin’ ny fanorenan’ ny tany,