Bokin'i Joba 39:15
Ary tsy ahiny izay ho voaporitry ny tongotra ireo. Na ho voahitsaky ny bibi-dia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And forgetteth that the foot may crush them, or that the wild beast may break them.
In Context
14Tsia, fa mandao ny atodiny ao amin’ ny tany izy ka mamela azy ho afanain’ ny vovoka,