Bokin'i Joba 39:23
Mifioka eny amboniny ny zana-tsipìka sy ny lefona manelatselatra ary ny lefom-pohy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The quiver rattleth against him, the glittering spear and the shield.
In Context
22Mihomehy ny tahotra izy, fa tsy mety mivadi-po. Ary tsy mianotra amin’ ny sabatra.
Cross References
Job 41:26Ny avo rehetra jereny avokoa; Mpanjakan’ ny bibi-dia rehetra izy