Bokin'i Joba 39:3
Miondrika izy ka teraka, sady alefany ny faharariany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They bow themselves, they bring forth their young ones, they cast out their sorrows.
In Context
2Mahisa ny andro ahatanterahany va ianao? Ary fantatrao va ny fotoana fiterahany?
4Donga ny zanany, mihalehibe any an-efitra ireny; Mivoaka izy ka tsy mety miverina intsony.