Bokin'i Joba 39:9
Mba mety manompo anao va ny ombimanga na handry ao am-pahitrao amin’ ny alina?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Will the unicorn be willing to serve thee, or abide by thy crib?
In Context
8Any an-tendrombohitra rehetra any no fihinanany, ary mitady ny zava-maitso rehetra izy.
Cross References
Numbers 23:22Nentin’ Andriamanitra nivoaka avy tany Egypta izy, ary manan-kery toy ny ombimanga,
Psalms 22:21Vonjeo amin’ ny sabatra ny fanahiko, dia ny hany malalako amin’ ny herin’ ny amboa.
Isaiah 1:3Ny omby mahalala ny tompony, Ary ny boriky ny fihinanam-bilon’ ny tompony; Fa ny Isiraely tsy mahalala, Ny oloko tsy misaina.