Bokin'i Joba 4:14
Dia azon-tahotra sy hovotra aho, ka nampihorohoro ny taolako rehetra izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Fear came upon me, and trembling, which made all my bones to shake.
In Context
13Tamin’ ny eritreritra avy amin’ ny tsindrimandry alina, raha sondrian-tory ny olona,
15Ary nisy fanahy nandalo teo anatrehako ka nampitsangam-bolo ny tenako.
Cross References
Job 7:14Dia mampitahotra ahy amin’ ny nofy Hianao ary mampihorohoro ahy amin’ ny tsindrimandry;
Psalms 119:120Mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho.
Daniel 10:11Ary hoy izy tamiko: Ry Daniela malala ô, fantaro ny teny Izay lazaiko aminao, ka mijoroa; fa nirahina ho atỳ aminao aho ankehitriny. Ary nony nilaza izany teny izany tamiko izy, dia nitsangana nangozohozo teo aho.
Luke 1:12Ary nony nahita azy Zakaria, dia taitra loatra izy ka raiki-tahotra.
Revelation 1:17Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan’ ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin’ ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany,