The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 4 › Bokin'i Joba 4:15

Bokin'i Joba 4:15

Ary nisy fanahy nandalo teo anatrehako ka nampitsangam-bolo ny tenako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then a spirit passed before my face; the hair of my flesh stood up:

In Context

14Dia azon-tahotra sy hovotra aho, ka nampihorohoro ny taolako rehetra izany.

16Nijanona izy, nefa tsy nahafantatra ny tarehiny aho; Nisy endri-javatra teo anoloan’ ny masoko; Nisy fanginana, dia nandre feo aho nanao hoe:

Read all of Bokin'i Joba 4

Cross References

Isaiah 13:8Ho toran-kovitra izy; Fanaintainana sy fahoriana no hahazo azy, ka hijalijaly tahaka ny vehivavy mihetsi-jaza izy; samy ho talanjona izy ka hifampijery; Mitarehin-delafo ny tarehiny.

Daniel 5:6Dia nivaloarika ny tarehin’ ny mpanjaka, ary naharaiki-tahotra azy ny eritreriny, ka dia nivahavaha ny valahany, sady niady ny lohaliny.

Luke 24:37Dia taitra sady raiki-tahotra izy, satria nataony fa nahita matoatoa izy.

Hebrews 1:14Tsy fanahy manompo va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an’ izay handova famonjena?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 4:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 4:14Bokin'i Joba 4Bokin'i Joba 4:16 →