Bokin'i Joba 4:16
Nijanona izy, nefa tsy nahafantatra ny tarehiny aho; Nisy endri-javatra teo anoloan’ ny masoko; Nisy fanginana, dia nandre feo aho nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Ary nisy fanahy nandalo teo anatrehako ka nampitsangam-bolo ny tenako.
17Ho marina noho Andriamanitra va ny zanak’ olombelona? Ho madio noho ny Mpanao azy va ny olona?