Bokin'i Joba 40:15
He! jereo ange ny behemota, izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany: Mihinana ahitra tahaka ny omby izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold now behemoth, which I made with thee; he eateth grass as an ox.
In Context
14Fa Izaho kosa dia hidera anao, Satria mahavonjy anao ny tananao ankavanana.
16Indro, eo amin’ ny valahany ny heriny, ary eo amin’ ny ozatra amin’ ny kibony ny tanjany.
Cross References
Genesis 1:24Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka ny tany hamoaka zava-manan’ aina samy araka ny karazany avy, dia biby fiompy sy biby mandady sy mikisaka ary bibi-dia, samy araka ny karazany avy; dia nisy izany.
Job 40:20Mamoaka hanina ho azy ny tendrombohitra, izay ilalaovan’ ny bibi-dia rehetra;