Bokin'i Joba 40:18
Ny taolany dia tahaka ny fantsom-barahina, eny, tahaka ny anja-by ny taolany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His bones are as strong pieces of brass; his bones are like bars of iron.
In Context
17Henjaniny ny rambony ho tahaka ny hazo sedera; Mifaniditriditra ny ozatra amin’ ny feny
19Voalohany amin’ ny asan’ Andriamanitra izy; Ny Mpanao azy no nanome sabatra azy.
Cross References
Isaiah 48:4Satria fantatro fa maditra ianao, ka ozaby ny hatokao, ary varahina ny handrinao,