Bokin'i Joba 40:2
Hiady amin’ ny Tsitoha va io mpanadidy Azy io? Aoka ny mananatra an’ Andriamanitra no hamaly!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Shall he that contendeth with the Almighty instruct him? he that reproveth God, let him answer it.
In Context
1Ary Jehovah mbola namaly an’ i Joba nanao hoe:
3Ary Joba dia namaly an’ i Jehovah ka nanao hoe:
Cross References
Job 3:20Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka, ary fiainana ho an’ izay latsaka amin’ ny fangidiana?
Job 7:12Ranomasina va aho, na trozona, No dia asianao fiambenana?
Job 9:3Raha te-hifandahatra aminy izy, dia tsy mahavaly teny Azy na dia iray amin’ ny arivo aza.
Job 9:32Fa tsy olona tahaka ahy Izy ka ho azoko valiana hifanatrehanay amin’ ny fitsarana.
Job 10:14Raha manota aho, dia mamantatra ahy Hianao ka tsy manafaka ahy amin’ ny heloko.
Job 14:16Fa ankehitriny manisa ny diako Hianao; Tsy mitsikilo ny fahotako va Hianao?