Bokin'i Joba 40:29
Hilalao azy tahaka ny filalao voron-kely va ianao? Ary hamatotra azy ho an’ ny zazavavy ao aminao va ianao?
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
28Hanao fanekena aminao va izy? Azonao alaina ho andevonao mandrakizay va izy?
30Hataon’ ny mpaka hazandrano varotra va izy, ka hotsinjarainy amin’ ny mpandranto?