Bokin'i Joba 40:31
Mahafeno lefom-pohy ny hodiny va ianao, na firombaka amin’ ny lohany?
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
30Hataon’ ny mpaka hazandrano varotra va izy, ka hotsinjarainy amin’ ny mpandranto?
32Atehefo aminy ange ny tananao; Raha tsaroanao ny ady, dia tsy hanindroa intsony ianao.