Bokin'i Joba 40:32
Atehefo aminy ange ny tananao; Raha tsaroanao ny ady, dia tsy hanindroa intsony ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
31Mahafeno lefom-pohy ny hodiny va ianao, na firombaka amin’ ny lohany?