Bokin'i Joba 40:6
Dia namaly an’ i Joba teo amin’ ny tafio-drivotra Jehovah ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then answered the LORD unto Job out of the whirlwind, and said,
In Context
7Misikìna tahaka ny lehilahy; Fa hanadina anao Aho, ka ampahafantaro Aho:
Cross References
Psalms 50:3Avy Andriamanitsika ka tsy hangina; afo no mandevona eo alohany, ary tafio-drivotra mahery no manodidina Azy.
2 Peter 3:10Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron’ ny Tompo, ary amin’ izany ny lanitra dia ho lasa amin’ ny firimorimoana mafy, ary ho levon’ ny afo ny tenan’ ny zavatra rehetra, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy.