Bokin'i Joba 41:12
Ny vavorony dia ivoahan’ ny setroka, tahaka ny avy amin’ ny vilany mangotraka, na amin’ ny fahandroana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will not conceal his parts, nor his power, nor his comely proportion.
In Context
11Lelafo no mivoaka avy amin’ ny vavany; Kilalaon’ afo no mipariaka avy aminy.
13Ny fofonainy mampirehitra arina, ary misy lelafo mivoaka avy amin’ ny vavany.
Cross References
Genesis 1:25Ary Andriamanitra nanao ny bibi-dia, samy araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany, samy araka ny karazany avy. Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany.