The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 41 › Bokin'i Joba 41:13

Bokin'i Joba 41:13

Ny fofonainy mampirehitra arina, ary misy lelafo mivoaka avy amin’ ny vavany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Who can discover the face of his garment? or who can come to him with his double bridle?

In Context

12Ny vavorony dia ivoahan’ ny setroka, tahaka ny avy amin’ ny vilany mangotraka, na amin’ ny fahandroana.

14Ny vozony no itoeran’ ny hery; Ary mibitaka eo alohany ny fampahatahorana.

Read all of Bokin'i Joba 41

Cross References

Psalms 32:9Aza manahaka ny soavaly na ny ampondra tsy manan-tsaina; vy sy lamboridy no haingo hihazonana azy, fa tsy mety manakaiky anao izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 41:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 41:12Bokin'i Joba 41Bokin'i Joba 41:14 →