Bokin'i Joba 41:16
Mafy tahaka ny vato ny fony; Eny, mafy tahaka ny vato fikosoham-bary.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One is so near to another, that no air can come between them.
In Context
15Mivalombalona ny hotraka amin’ ny tenany; Mafy ireny ka tsy azo endahana.
17Raha mitsangana izy, dia raiki-tahotra ny mahery; Eny, toran-kovitra ireo ka tsy mahavoa.