Bokin'i Joba 41:22
Ny takibany dia tahaka ny tavim-bilany maranitra; Mamelatra fivelezam-bary maranitra eo amin’ ny fotaka izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In his neck remaineth strength, and sorrow is turned into joy before him.
In Context
21Ataony ho toy ny vodivary koa ny langilangy; Ihomehezany ny fanetsehana ny lefona.
Cross References
Job 39:19Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony?
Hosea 13:14Havotako tsy ho azon’ ny herin’ ny fiainan-tsi-hita izy; Hovonjeko ho afaka amin’ ny fahafatesana Izy; Ry fahafatesana ô, aiza ny aretina fandripahanao? Ry fiainan-tsi-hita ô, aiza ny fandringananao? Afenina tsy ho hitan’ ny masoko ny nenina.