Bokin'i Joba 41:24
Mampahazava ny lalany eo aoriany izy. Ataon’ ny olona ho toy ny volo fotsy ny lalina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His heart is as firm as a stone; yea, as hard as a piece of the nether millstone.
In Context
25Tsy misy tahaka azy eny ambonin’ ny tany, izay voaforona tsy hahalala tahotra.
Cross References
Jeremiah 5:3Jehovah ô, tsy mijery ny toe-panahy mahatoky va ny masonao? Namely azy Hianao, nefa tsy nahatsiaro naharary izy; Nandany azy Hianao, nefa tsy nety nino anatra izy; Nohamafisiny mihoatra noho ny harambato ny tarehiny, tsy nety niverina izy.