Bokin'i Joba 41:26
Ny avo rehetra jereny avokoa; Mpanjakan’ ny bibi-dia rehetra izy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sword of him that layeth at him cannot hold: the spear, the dart, nor the habergeon.
In Context
25Tsy misy tahaka azy eny ambonin’ ny tany, izay voaforona tsy hahalala tahotra.
Cross References
Exodus 28:32Ary asio vozony eo afovoany, ary aoka hisy sisiny voatenona manodidina ny vozony, tahaka ny vozon’ ny akanjo fiarovan-tratra, mba tsy hahatriatra azy.