Bokin'i Joba 41:5
Iza no mahasonga ny fitafiany anoloany? Na iza no sahy hiditra ao amin’ ny nifiny roa sosona?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wilt thou play with him as with a bird? or wilt thou bind him for thy maidens?
In Context
4Tsy mbola hangina Aho ny amin’ ny momba ny tenany sy ny heriny ary ny fahatsaran’ ny endriny.
6Iza no mahasokatra ny varavaran’ ny tavany? Mahatsiravina ny nifiny manodidina!
Cross References
Job 28:11Tampenany ny lalan-drano mba tsy hisy mitete. Ary izay zava-miafina dia avoakany ho amin’ ny mazava.