Bokin'i Joba 41:7
Reharehany ny faharaoraon’ ny kirany, mihidy avokoa toy ny voapetaka mafy amin’ ny tombo-kase ireo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Canst thou fill his skin with barbed irons? or his head with fish spears?
In Context
6Iza no mahasokatra ny varavaran’ ny tavany? Mahatsiravina ny nifiny manodidina!
8Mikirindro ireo, ka tsy azon’ ny rivotra idirana eo anelanelany.