Bokin'i Joba 41:8
Mikirindro ireo, ka tsy azon’ ny rivotra idirana eo anelanelany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Lay thine hand upon him, remember the battle, do no more.
In Context
7Reharehany ny faharaoraon’ ny kirany, mihidy avokoa toy ny voapetaka mafy amin’ ny tombo-kase ireo;
9Mifanindry lany ireo sady mifaniditra ka tsy azo sarahina,
Cross References
2 Kings 10:4Dia raikitahotra indrindra ireo ka nifampilaza hoe: Indro ny mpanjaka roa aza tsy nahajanona teo anatrehany, ka hataontsika ahoana no fahajanona?