bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 42 › Bokin'i Joba 42:13
Bokin'i Joba 42:13
Ary nanan-janaka fito lahy sy vavy telo koa izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He had also seven sons and three daughters.
In Context
12Ary Jehovah nitahy ny niafaran’ i Joba mihoatra noho ny voalohany ka nanana ondry aman’ osy efatra arivo amby iray alina sy rameva enina arivo sy omby roa arivo ary borikivavy arivo izy.
14ka ny anaran’ ny zokiny nataony hoe Jemima, ary ny anaran’ ny manarakaraka Kezia, ary ny anaran’ ny faravavy Kerena-hapoka.
Read all of Bokin'i Joba 42
Cross References
Job 1:2Ary niteraka fito lahy sy vavy telo izy.
Psalms 127:3Indro, lova avy amin’ i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Joba 42:13