Bokin'i Joba 42:4
Mifona aminao aho, mihainoa, fa hiteny aho; Hanontany Anao aho, ka ampahafantaro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear, I beseech thee, and I will speak: I will demand of thee, and declare thou unto me.
In Context
Cross References
Genesis 18:30Ary hoy izy: Aoka anie mba tsy ho tezitra ny Tompo, fa mbola hiteny aho: Angamba telo-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba hanao izany Aho, raha mahita telo-polo ao.
Job 40:7Misikìna tahaka ny lehilahy; Fa hanadina anao Aho, ka ampahafantaro Aho: