Bokin'i Joba 42:7
Ary rehefa voalazan’ i Jehovah tamin’ i Joba izany teny izany, dia hoy koa Izy tamin’ i Elifaza Temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filàzan’ i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Koa dia miaiky sy mibebaka Eto amin’ ny vovoka sy ny lavenona aho.
Cross References
Job 4:1Dia namaly Elifaza Temanita ka nanao hoe:
Job 11:1Dia namaly Zofara Namatita ka nanao hoe:
Job 32:2Ary nirehitra kosa ny fahatezeran’ i Eliho, zanak’ i Barakela, Bozita, avy amin’ ny fokon’ i Rama; eny, tamin’ i Joba no nirehetan’ ny fahatezerany, satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy.
Job 32:5Ary rehefa hitany fa tsy nanan-kavaly izy telo lahy, dia nirehitra ny fahatezerany;