Bokin'i Joba 5:16
Dia misy fanantenana ho an’ ny reraka; fa ny faharatsiana kosa mihombom-bava
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So the poor hath hope, and iniquity stoppeth her mouth.
In Context
Cross References
Exodus 11:7Kanefa tsy hisy na dia alika aza hanetsika ny lela ny amin’ ny Zanak’ Isiraely rehetra, na amin’ ny olona, na amin’ ny biby, mba ho fantatrareo ny tsi-fampitovian’ i Jehovah ny Egyptiana sy ny Isiraely.
Psalms 9:18Hiverina ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita ny ratsy fanahy, dia ny jentilisa rehetra izay manadino an’ Andriamanitra.
Psalms 107:42Hahita izany ny marina ka ho faly; Fa hihombom-bava kosa ny ratsy fanahy rehetra.
Zechariah 9:12Miverena ho amin’ ny fiarovana mafy, ianareo mpifatotra manana ny fanantenana! Anio no hanambarako hoe: Hanonitra roa heny ho anao Aho.