Bokin'i Joba 5:26
Haharitra ianao ambara-piditrao any am-pasana, raha mbola henjana, dia tahaka ny amboaram-bary akarina amin’ ny fotoana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt come to thy grave in a full age, like as a shock of corn cometh in in his season.
In Context
25Ary ho hitanao koa fa maro ny zanakao, ary ny terakao ho tahaka ny ahitra amin’ ny tany;
27Izany ary no izy, fa efa nandinika azy izahay; Hevero ary izany, ka fantaro tsara.
Cross References
Genesis 15:15Nefa ianao kosa ho any amin’ ny razanao amin’ ny fiadanana; ho tratrantitra indrindra ianao vao hodi-mandry.
Exodus 23:26Tsy hisy ho afa-jaza na ho momba ao amin’ ny taninao; hotanterahiko ny isan’ ny andronao.
Job 42:16Ary mbola velona efa-polo amby zato taona Joba taorian’ izany ka nahita ny zananilahy sy ny zafiny ka hatramin’ ny zafin-dohaliny aza.
Psalms 91:16Hovokisako fahela-velona izy Ary hasehoko azy ny famonjeko.
Proverbs 10:27Ny fahatahorana an’ i Jehovah no mahela velona; Fa ny taonan’ ny ratsy fanahy hohafohezina.