Bokin'i Joba 6:12
Herim-bato va ny heriko? Na varahina va ny nofoko?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Is my strength the strength of stones? or is my flesh of brass?
In Context
11Inona moa ny heriko, no hanantena aho? Ary hanao ahoana moa ny farako, no hanindry fo aho?
13Tsy efa foana va ny hery ho entiko mamonjy tena, ary tsy efa nakifika hiala amiko va ny faharetana?
Cross References
Job 40:18Ny taolany dia tahaka ny fantsom-barahina, eny, tahaka ny anja-by ny taolany.