Bokin'i Joba 6:14
Izay efa mivarahontsana dia tokony hiantran’ ny sakaizany. Fandrao mahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Tsy efa foana va ny hery ho entiko mamonjy tena, ary tsy efa nakifika hiala amiko va ny faharetana?
Cross References
Job 4:3Indro, efa nananatra ny maro ianao. Ary ny tanana miraviravy efa nampaherezinao;
Job 16:5Mahazo mampahery anareo amin’ ny Vavako aho, ary mahazo mampitony ny alahelonareo ny fampiononana ataon’ ny molotro.
Psalms 36:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida, mpanompon’ i Jehovah.
Proverbs 25:19Toy ny nify nahasimatsimahana sy ny tongotra mangozohozo Ny fahatokiana ny mpamitaka amin’ ny andro fahoriana.
Romans 12:15Miaraha mifaly amin’ izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’ izay mitomany.
2 Corinthians 11:29Iza no malemy, ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina, ka tsy mirehitra aho?