bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 6 › Bokin'i Joba 6:16
Bokin'i Joba 6:16
Izay mainty azon’ ny ranomandry Sady iafenan’ ny oram-panala;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Which are blackish by reason of the ice, and wherein the snow is hid:
In Context
15Ny rahalahiko mampihambo manana ahy tahaka ny ranotrambo, dia tahaka ny mason-drano any an-dohasahan-driaka, izay malaky ritra,
17Fa raha taninin’ ny hainandro izy, dia levona; raha maina ny andro, dia ritra eo amin’ ny fitoerany izy;
Read all of Bokin'i Joba 6
Cross References
Job 38:29Kibon’ iza moa no nihavian’ ny ranomandry? Ary ny vongam-panala avy amin’ ny lanitra, iza no niteraka azy?
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Joba 6:16