Bokin'i Joba 6:18
Mivilivily no fandehany tankina izy ka levona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The paths of their way are turned aside; they go to nothing, and perish.
In Context
19Ny antokon’ i Tema mitazana, ny andian’ i Sheba manantena azy;
Cross References
Jeremiah 10:24Jehovah ô, anaro aho, nefa araka ny antonony ihany, fa tsy amin’ ny fahatezeranao, fandrao hataonao tonga tsinontsinona aho.