Bokin'i Joba 6:19
Ny antokon’ i Tema mitazana, ny andian’ i Sheba manantena azy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The troops of Tema looked, the companies of Sheba waited for them.
In Context
18Mivilivily no fandehany tankina izy ka levona.
20Very hevitra ireo, satria samy nanampo; tonga teo izy, kanjo nangaihay.
Cross References
Genesis 25:3Ary Joksana niteraka an’ i Sheba sy Dedana. Ary ny zanakalahin’ i Dedana dia Asorima sy Letosima ary Leomima.
1 Kings 10:1Ary ny mpanjakavavin’ i Sheba, rehefa nahare ny lazan’ i Solomona ny amin’ ny anaran’ i Jehovah, dia avy hizaha toetra azy amin’ ny fanontaniana sarotra,
Psalms 72:10Ny mpanjakan’ i Tarsisy sy ny nosy handoa hetra; ny mpanjakan’ i Sheba sy Seba hanatitra fanomezana.
Jeremiah 25:23ary Dedana sy Tema sy Boza ary izay rehetra voahety sisim-bolo,