Bokin'i Joba 6:20
Very hevitra ireo, satria samy nanampo; tonga teo izy, kanjo nangaihay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They were confounded because they had hoped; they came thither, and were ashamed.
In Context
19Ny antokon’ i Tema mitazana, ny andian’ i Sheba manantena azy;
21Fa ankehitriny efa tsinontsinona ianareo; Nahita ny fahoriana ianareo ka raiki-tahotra.
Cross References
Job 13:4Fa ianareo kosa dia mpamoron-dainga; Dokotera tsy mahomby ianareo rehetra,
Proverbs 25:19Toy ny nify nahasimatsimahana sy ny tongotra mangozohozo Ny fahatokiana ny mpamitaka amin’ ny andro fahoriana.
Jeremiah 17:13Ry Jehovah, Fanantenan’ ny Isiraely ô! Ho menatra izay rehetra mahafoy Anao, ary hosoratana amin’ ny vovoka izay miala aminao, satria izy efa nahafoy an’ i Jehovah, loharano velona.
Romans 9:33araka ny voasoratra hoe: Indro Aho mametraka vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka ao Ziona; Ary izay mino Azy tsy ho menatra.