Bokin'i Joba 6:23
Ary vonjeo amin’ ny tanan’ ny fahavalo aho, ka afaho amin’ ny tanan’ ny mpitohatoha?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Or, Deliver me from the enemy’s hand? or, Redeem me from the hand of the mighty?
In Context
22Moa aho va efa nanao hoe: Omeo aho, ka mahafoiza zavatra ho ahy amin’ ny fanananareo,
24Mampianara ahy, dia hangina aho; Ary ampahafantaro izay nahadisoako aho.
Cross References
Nehemiah 5:8Ary hoy izaho taminy: Izahay araka izay tratry ny nanananay dia efa nanavotra ny Jiosy rahalahinay, izay efa namidy tamin’ ny jentilisa; fa ianareo kosa moa hivarotra ny rahalahinareo va, ka hamidy aminay va izy? Dia sina izy, fa tsy hitany izay havaliny.
Psalms 49:7Dia izay matoky ny hareny, Sy mirehareha amin’ ny haben’ ny fananany?
Psalms 49:15Tahaka ny fanangona ondry no fanangona azy any amin’ ny fiainan-tsi-hita; ny fahafatesana no mpiandry azy; ary hanapaka azy ny mahitsy nony maraina; ary ny bikany ho levona any amin’ ny fiainan-tsi-hita, ka tsy hisy fonenany.
Jeremiah 15:21Ary hanafaka anao amin’ ny tanan’ ny ity ratsy fanahy Aho sy hanavotra anao amin’ ny tanan’ ny mpampahory.