Bokin'i Joba 6:27
Eny, fa na dia ny kamboty aza dia ataonareo loka, ary ny sakaizanareo dia ataonareo varotra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Yea, ye overwhelm the fatherless, and ye dig a pit for your friend.
In Context
26Ny amin’ ny teniko ihany va no ananaranareo ahy? Fa ho amin’ ny rivotra ny tenin’ ny olona mamoy fo.
Cross References
Exodus 22:21Aza mampahory ny mpitondratena sy ny kamboty akory ianareo.
Job 22:9Efa nampialainao maina ny mpitondratena. Ary tapahina ny sandrin’ ny kamboty.
Job 24:9Misarika ny kamboty eo am-pinonoana izy ary maka tsatòka amin’ ny ory.
Job 31:17Na nihinana ny sombin-kaniko irery, ka tsy mba nihinanan’ ny kamboty
Psalms 7:15Indro, efa marary hiteraka zava-poana ireo; eny, torontoronina fampahoriana izy ary mitera-doza;
Psalms 82:3Alaharo ny tenin’ ny mahantra sy ny kamboty; omeo rariny ny ory sy ny malahelo;