Bokin'i Joba 6:5
Maneno va ny boriki-dia, raha eo amin’ ny vilona? Na mimàmà va ny omby, raha eo amin’ ny fihinany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Doth the wild ass bray when he hath grass? or loweth the ox over his fodder?
In Context
6Azo hanina va ny matsatso, raha tsy asian-tsira? Na mba misy tsirony va ny tafotsin’ atody?
Cross References
Psalms 42:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila. Nataon’ ny Koraïta.
Jeremiah 14:6Ary ny borikidia mijanona eny an-tendrombohitra mangadihady, mihanahana maniry ny rivotra toy ny amboadia izy; Manjambena ny masony noho ny tsi-fisian’ ny ahitra.